Fa Tsara Ny Mihira (Tarika Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Fa tsara ny mihira
Ho an'Andriamanitsika
Fa mamy sy mendrika Azy ny fiderana tononkira.serasera.org (Ny fiderana)
Azy avokoa ny tkjez hery sy fahefana
Izy ilay fiandohana sy fiafarana
Fa tsara ny mihira
Ho an'Andriamanitsika
Fa mamy sy mendrika Azy ny fiderana
Ampinga xjcqcyip azo antoka indrindra
Satria vatolampy tsy mba mifindra
Vavy: Midera Azy ny kintana rehetra
Ny lanitra, masoandro sy volana
Lahy: Midera Azy ny olona rehetra
Ny biby ao an'ala, voromanidina
Tsy takatry ny saina ny Fahefany
Fa mahagaga ny asan-tanany
Amin'ny fahoriana ijspp Izy mampitraka
Satria Mpanjakan'ny Mpanjaka
Ref: Fa tsara ny mihira...
Ho an'Andriamanitsika
Fa mamy sy mendrika Azy ny fiderana tononkira.serasera.org (Ny fiderana)
Azy avokoa ny tkjez hery sy fahefana
Izy ilay fiandohana sy fiafarana
Fa tsara ny mihira
Ho an'Andriamanitsika
Fa mamy sy mendrika Azy ny fiderana
Ampinga xjcqcyip azo antoka indrindra
Satria vatolampy tsy mba mifindra
Vavy: Midera Azy ny kintana rehetra
Ny lanitra, masoandro sy volana
Lahy: Midera Azy ny olona rehetra
Ny biby ao an'ala, voromanidina
Tsy takatry ny saina ny Fahefany
Fa mahagaga ny asan-tanany
Amin'ny fahoriana ijspp Izy mampitraka
Satria Mpanjakan'ny Mpanjaka
Ref: Fa tsara ny mihira...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika VonjyVangy : 2925
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solomona17
Daty : 20/03/2024 17:45
