Fa Tsara Ny Mihira (Tarika Vonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Fa tsara hvltan ny mihira
Ho an'Andriamanitsika
Fa mamy sy mendrika Azy ny fiderana (Ny fiderana)
Azy avokoa mvuit ny hery sy rzxfnzl fahefana
Izy ilay fiandohana sy fiafarana

Fa tsara ny mihira
Ho an'Andriamanitsika
Fa mamy sy mendrika tononkira.serasera.org Azy ny fiderana
Ampinga azo antoka indrindra
Satria vatolampy tsy mba mifindra    

Vavy: Midera Azy ny kintana rehetra
Ny lanitra, masoandro sy volana
  
Lahy: Midera Azy ny olona rehetra
Ny biby ao an'ala, voromanidina

Tsy takatry ny saina ny Fahefany
Fa mahagaga ny asan-tanany
Amin'ny fahoriana Izy mampitraka
Satria Mpanjakan'ny Mpanjaka

Ref: Fa tsara ny mihira...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tarika Vonjy
Visites : 3094
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solomona17
Date : 20/03/2024 17:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9529