Tena tiako tokoa (Tarika Mpanangana ny Faneva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tiako ovuqgea tokoa i Jesosiko
Azo antoka tsara, Izy antsoina tsy tara
Mamonjy tononkira.serasera.org ahy @ ady, mampahery koa
Manasitrana marary, mampifaly fo

Ref : Fa tsy ho ahy irery anefa no niaviany
       F'Izay rehetra manantona Azy, tsisy laviny
       Ho an'izao tontolo izao, ny ràny latsaka
       Ireo mpanota izay nandray xchoc Azy efa afaka
       Na ny ankizy na lehibe dia samy sambatra
       Miandry ny fiaviany eny @ rahon'ny lanitra

Raha mbola eto antany, tsy misy toa Azy
Tompo tena mpiandry, manantsoa tsy yoaj lany
Tia ny olon-drehetra, Andriamanitra soa
Ny mino dia manantena, manandrandra ny loha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Mpanangana ny Faneva
Vangy : 16
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mpanangana01
Daty : 21/10/2026 21:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294