Jehovah tompon'ny maro (Tarika Mpanangana ny Faneva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wlhfdo Jehovah tompon'ny maro Andriamanitra ambony indrindra
Izy no tompon'ny hery Andriamanitra tsy azonao vazivaziana
Ilay nahary ny tany sy lanitra ny ranomasina koa
Izy ilay Ray be fitiavana izay tia antsika hatramin'ny taloha
Ny maro natoky jhwfxr Azy tafita ny ranomasina mena
Tena nandia tany maina voaaro ka ny fitafiany tsy lena
Ireo nanenjika kosa voasaron'ny ranomasina be
Maty tsy niarina intsony satria tsy nino rehefa nandre
Nirahiny ho ety ilay zanany lahy tokana
Porofom-pitiavana jbkqb be, fanomezana iray tena miavaka
Izay rehetra mino Azy no hanana fiainana mandrakizay
Niakatra any andanitra Izy fa mbola tononkira.serasera.org hiverina indray
Ref : Deraina (beso)
Derao, derao ny anarany
Fa ny famindrampony no mbola mamelona antsika ety
Hobio (beso)
Hobio, Hobio Andriamanitra
Ankazalao f'io no antsika ilay tokana be voninahitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika Mpanangana ny FanevaVangy : 9
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mpanangana01
Daty : 24/09/2026 19:49