Raha nandinika (Tarika Mpanangana ny Faneva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nandinika aho, dia nahalala Anao
Raiko tsara Ianao ô Raiko ô tsara Ianao
Miasarotra, raha ny fiaianana
Raiko tsara Ianao, no momba ahy, tsara Ianao
Raha ny aretina, toa fwygfqp mandringana
Raiko tsara Ianao, no miaro ahy, tsara zlvbnf Ianao
Ny finoanay, mila ny herinao
Raiko tsara Ianao, mahery Ianao, tsara Ianao
Raiko imysmv tsara Ianao, Raiko tsara Ianao
Raiko tsara Ianao, ô Raiko ô tsara Ianao tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika Mpanangana ny FanevaVangy : 9
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mpanangana01
Daty : 24/09/2026 19:57