Rahoviana indray vao hibebaka (Tarika Mpanangana ny Faneva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rahoviana indray vao hibebaka
Dieny izao atomboy ny ezaka
Ndrao ho tonga tampoka qbircq aminao anie ny nenina
Ireo ita maro be anao anie ka tsy azo afenina

Ref : andao ary isika hiaradia
Hiombom-po iray hifankatia
Hiara hanandrapeo sy hankato
Iray tokoa ny Tompo dia Jeso
Handao ny rendrarendra sy ny ota mahafaty
Ka hankalaza ilay mpamonjy tonga eto an-tany

Ny fandavanao tsy hahasambatra anao
Araraoty fa mandalo ny andronao
Manampetra ihany ny andronao ry manan'aina
Raha miala ety anie ianao tsy maintsy ho tsaraina

Ry olombelona tononkira.serasera.org ô ! ny tsara noxlctx no fidio
Jeso no anjaranao ka Izy no hifalio
Ataovy tsara ao amponao ny tantarany
Fotory fa ho azonao tokoa ny tena antony

djeupiff

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Mpanangana ny Faneva
Vangy : 9
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mpanangana01
Daty : 24/09/2026 19:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0287