Tonga hamonjy (Tarika Mpanangana ny Faneva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga Hamonjy sy mba hanavao
Ny fonao sy ny fiaiananao
Ilay mpamonjy ,Nefa tsy noraisinao
Ilay fitiavany fa nolavinao tsotrzao
Ahitra sy loto kajna ngvesfk no mba nandray
Ilay Mpanjaka ny lanitra tety
Nefa ny fonao sy ny foko indrindra
No lapa katsahiny

      Nefa izy tsy mba nanery antsika
      Fa nanambitamby nandefitra koa
      Tsy mba xcda namaly ny heloko
      Sy ny helokao fa be famindram po


Tonga ho sakaiza tsika mpanota
Fa tsy hiantso ny marina akory
Hamerina indray ireo efa very
Mba hiverina aminy tononkira.serasera.org indray
Izy no Lalana hizoratsika
Ho amin'ny fiaianana mandrakzay
Izy no Mpanjaka hitsara ny asa tsika
Ety rahatrizay
      
         Koa evero ny fanahinao ka
         Homano handray ilay Mpanjaka
         Tsitoha ,sao dia hanenina rehefa
         Tonga ny andro hitsarana anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Mpanangana ny Faneva
Vangy : 7
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mpanangana01
Daty : 24/09/2026 20:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296