Nambabo ny fo tokoa (Tarika Mpanangana ny Faneva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
xmehvcd Nambabo ny fo tokoa ny antsompitiavanao
Fa raha ny haratsiako dia fantatro
Tsy mendrika ny hanonona ny anaranao akory aho
Na ny fiteny na ny famindra,
ny toepo wjiuoei anatiko ao
Tsy fbrygxvk mendrika tononkira.serasera.org hiantso ny anaranao akory aho
Nataonao mpitory ny anaranao
Hitondra ny teny sy ny hafatrao
Hamonjy ireo ondry mania
Hitaona ireo tsy manaradia
Ireo be lalao sy variana ety
Mba ho isan'ireo mpianatrao
Adidy mavesatra efaiko izany
Mandritra ny fivahiniako eto an-tany
Vitako ireo, mino izany aho
Ianao no miasa fa fitaovana fotsiny ihany aho
Fa raha ny haratsiako dia fantatro
Tsy mendrika ny hanonona ny anaranao akory aho
Na ny fiteny na ny famindra,
ny toepo wjiuoei anatiko ao
Tsy fbrygxvk mendrika tononkira.serasera.org hiantso ny anaranao akory aho
Nataonao mpitory ny anaranao
Hitondra ny teny sy ny hafatrao
Hamonjy ireo ondry mania
Hitaona ireo tsy manaradia
Ireo be lalao sy variana ety
Mba ho isan'ireo mpianatrao
Adidy mavesatra efaiko izany
Mandritra ny fivahiniako eto an-tany
Vitako ireo, mino izany aho
Ianao no miasa fa fitaovana fotsiny ihany aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika Mpanangana ny FanevaVangy : 16
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mpanangana01
Daty : 12/10/2026 20:13
