Tena tiako tokoa (Tarika Mpanangana ny Faneva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tiako tokoa i Jesosiko
Azo antoka tsara, Izy antsoina tsy tara
Mamonjy ahy @ ady, mampahery koa
Manasitrana marary, mampifaly fo
Ref : Fa tsy ho ahy irery anefa no niaviany
F'Izay rehetra manantona Azy, tononkira.serasera.org tsisy laviny
Ho an'izao tontolo izao, ny ràny latsaka
Ireo mpanota izay nandray Azy efa afaka
sdppu Na ny ankizy na lehibe dia samy sambatra
Miandry ny wjpcstvs fiaviany eny @ rahon'ny lanitra
Raha mbola eto antany, tsy misy toa Azy
Tompo ertgiwtg tena mpiandry, manantsoa tsy lany
Tia ny olon-drehetra, Andriamanitra soa
Ny mino dia manantena, manandrandra ny loha

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika Mpanangana ny FanevaHits : 17
Likes : 0 Like
Created by : Mpanangana01
Date : 21/10/2026 21:07