Tena tiako tokoa (Tarika Mpanangana ny Faneva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tiako tokoa i Jesosiko
Azo antoka tsara, Izy antsoina tsy tara
Mamonjy ahy @ ady, mampahery koa
Manasitrana marary, mampifaly fo

Ref tononkira.serasera.org : Fa tsy ho ahy irery anefa no niaviany
       F'Izay rehetra manantona Azy, tsisy laviny
       Ho an'izao tontolo izao, ny ràny latsaka
       Ireo mpanota izay nandray Azy efa afaka
      xqidchak  Na ny ankizy na lehibe dia samy sambatra
     lohq   Miandry ny fiaviany eny @ rahon'ny lanitra

Raha mbola eto antany, tsy misy toa Azy
Tompo tena bolwj mpiandry, manantsoa tsy lany
Tia ny olon-drehetra, Andriamanitra soa
Ny mino dia manantena, manandrandra ny loha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tarika Mpanangana ny Faneva
Visites : 15
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mpanangana01
Date : 21/10/2026 21:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292