Mbola misy ho anao (Tarika Mpanangana ny Faneva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola misy ho anao, ilay rà tao kalvary
Mbola miandry Izy izao, miandry anao Jesosy

Tsy mba misy pentina, fa madio no nomeny
Fanadiovana ilay rà, tiany ianao ka vonjeny

Tena masina ilay rà, tsara sady mahavonjy
Ampy hanasana anao, noho izany matokia

Ref : Ry mpanota (mitsangana ianao)
      tononkira.serasera.org  chca   Aza ela ( fa ny Tompo tia anao)
         Manantona(raiso ny atolony)
         Ho vonjena(dia ilah ra tao kalvary)
    Efa vita hatramin'ny ela ny fanavotana
   pjgr  oervbhak Dia ilay rà efa nalatsaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Mpanangana ny Faneva
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mpanangana01
Daty : 12/10/2026 20:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0329