Nambabo ny fo tokoa (Tarika Mpanangana ny Faneva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nambabo ny fo tokoa ny antsompitiavanao
Fa raha ny haratsiako dia fantatro
Tsy mendrika ny hanonona ny anaranao akory hdkoxzfm aho

Na ny fiteny na ny famindra,
ny toepo anatiko ao
Tsy mendrika hiantso ny anaranao akory aho

Nataonao mpitory ny anaranao
Hitondra ny teny sy ny hafatrao
Hamonjy ireo ondry mania
Hitaona ireo eftzkl tsy manaradia
Ireo be lalao sy variana ety
Mba ho isan'ireo mpianatrao

Adidy mavesatra efaiko izany
Mandritra ny fivahiniako eto an-tany
Vitako ehagpe ireo, mino izany aho
Ianao no miasa tononkira.serasera.org fa fitaovana fotsiny ihany aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Mpanangana ny Faneva
Vangy : 38
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mpanangana01
Daty : 12/10/2026 20:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0279