Tena tiako tokoa (Tarika Mpanangana ny Faneva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tiako tokoa i Jesosiko
Azo zbpssgub antoka tsara, Izy antsoina tsy tara
Mamonjy ahy @ ady, mampahery koa
Manasitrana marary, mampifaly fo
Ref : tononkira.serasera.org Fa tsy ho ahy irery anefa no niaviany
F'Izay rehetra manantona Azy, tsisy laviny
Ho an'izao tontolo izao, ny ràny pbovzek latsaka
Ireo mpanota izay nandray Azy efa afaka
Na ny ankizy na lehibe dia samy sambatra
Miandry ny fiaviany eny @ rahon'ny lanitra
Raha mbola eto antany, tsy misy toa Azy
Tompo tena mpiandry, manantsoa tsy lany
Tia ny kdivd olon-drehetra, Andriamanitra soa
Ny mino dia manantena, manandrandra ny loha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika Mpanangana ny FanevaVangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mpanangana01
Daty : 21/10/2026 21:07