Nambabo ny fo tokoa (Tarika Mpanangana ny Faneva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nambabo ny fo tokoa ny antsompitiavanao
Fa raha ny tononkira.serasera.org haratsiako dia fantatro
Tsy mendrika ny hanonona ny anaranao akory aho

Na ny fiteny na mitea ny famindra,
ny toepo anatiko ao
Tsy mendrika hiantso ny anaranao akory aho

Nataonao mpitory ny anaranao
Hitondra ny teny sy ny hafatrao
Hamonjy ireo ondry cuhzkr mania
Hitaona ireo tsy manaradia
Ireo be lalao sy variana ety
Mba ho isan'ireo mpianatrao

Adidy mavesatra efaiko izany
Mandritra ny fivahiniako eto an-tany
Vitako ireo, mino izany aho
Ianao no miasa fa fitaovana fotsiny ihany mzpf aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tarika Mpanangana ny Faneva
Hits : 38
Likes : 0 Like
Created by : Mpanangana01
Date : 12/10/2026 20:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0338