Nambabo ny fo tokoa (Tarika Mpanangana ny Faneva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nambabo ny fo tokoa ny antsompitiavanao
Fa raha wswvvde ny haratsiako dia fantatro
Tsy mendrika ny slwnvj hanonona ny anaranao akory tononkira.serasera.org aho
Na ny fiteny na ny famindra,
ny toepo anatiko ao
Tsy mendrika hiantso ny anaranao akory aho
Nataonao mpitory ny anaranao
Hitondra ny teny sy ny hafatrao
Hamonjy ireo ondry mania
Hitaona tpjvtpp ireo tsy manaradia
Ireo be lalao sy variana ety
Mba ho isan'ireo mpianatrao
Adidy mavesatra efaiko izany
Mandritra ny fivahiniako eto an-tany
Vitako ireo, mino izany aho
Ianao no miasa fa fitaovana fotsiny ihany aho
Fa raha wswvvde ny haratsiako dia fantatro
Tsy mendrika ny slwnvj hanonona ny anaranao akory tononkira.serasera.org aho
Na ny fiteny na ny famindra,
ny toepo anatiko ao
Tsy mendrika hiantso ny anaranao akory aho
Nataonao mpitory ny anaranao
Hitondra ny teny sy ny hafatrao
Hamonjy ireo ondry mania
Hitaona tpjvtpp ireo tsy manaradia
Ireo be lalao sy variana ety
Mba ho isan'ireo mpianatrao
Adidy mavesatra efaiko izany
Mandritra ny fivahiniako eto an-tany
Vitako ireo, mino izany aho
Ianao no miasa fa fitaovana fotsiny ihany aho
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika Mpanangana ny FanevaVisites : 37
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mpanangana01
Date : 12/10/2026 20:13
