Na iza na iza (Tarika Mpanangana ny Faneva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na iza na iza maniry fiainana sy andro soa
Aoka izy hiaro ny lelany tsy hiteny lainga sy fitaka
Ny biby rehetra eto ambonin'ny tany voafolaky ny olombelona ihany
Ny lela dia rantsana kely @ tena ka saro-polahina
Kanefa raha misy olona ao @ Tompo
Dia efa novaina ho olombaovao
Efa lasa ny toetra rehetra taloha
Satria mnrynms tsy matory fa efa nifoha
Izay ao @ Tompo dia efa nanombo ny nofony sy ny filany
Ary ny faniriany t@ hazo fijaliana
Tsy misy tsy diso satria efa samy nanota avokoa
Raha lavo dia tsara ny miarina sao ianao miosompotaka
Ny jamba mianjera aza efa tsy fidiny, voadona mafy bajn migoka ny gidiny
Koa izay efa mijoro tandremo fa malama maina ny pwhq lalana
Tsy vitsy ireo tononkira.serasera.org efa nandalo tety
Izay tsy mitandrina dia mikodia
Kanefa ankehitriny mitandrela ihany
Fa be fitapitaka ny eto antany
Ny tsara amintsika mitana ny teny tsy misy kilema
Hiarovana tena @lalan-kizorana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika Mpanangana ny FanevaVangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mpanangana01
Daty : 26/09/2026 11:17