Na iza na iza (Tarika Mpanangana ny Faneva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na iza na iza maniry fiainana  sy andro soa
Aoka izy hiaro ny lelany tsy hiteny lainga sy fitaka
Ny biby rehetra eto ambonin'ny tany voafolaky ny olombelona ihany
Ny lela dia rantsana kely @ tena ka saro-polahina

Kanefa raha misy olona ao @ Tompo
Dia efa novaina ho olombaovao
Efa lasa ny toetra rehetra taloha
Satria tsy tononkira.serasera.org matory fa efa nifoha
Izay ao @ Tompo dia efa nanombo ny nofony sy ny filany
Ary ny faniriany t@ hazo fijaliana

Tsy misy tsy diso satria efa samy nanota avokoa
Raha lavo dia tsara ny miarina sao wvlp ianao miosompotaka
Ny jamba mianjera aza qacn efa tsy fidiny, voadona mafy migoka ny gidiny
Koa izay efa mijoro tandremo fa wpbjtxbo malama maina ny lalana

Tsy vitsy ireo efa nandalo tety
Izay tsy mitandrina dia mikodia
Kanefa ankehitriny mitandrela ihany
Fa be fitapitaka ny eto antany
Ny tsara amintsika mitana ny teny tsy misy kilema
Hiarovana tena @lalan-kizorana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tarika Mpanangana ny Faneva
Visites : 11
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mpanangana01
Date : 26/09/2026 11:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0383