Mbola misy ho anao (Tarika Mpanangana ny Faneva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola misy ho anao, ilay rà tao kalvary
Mbola miandry Izy izao, miandry anao Jesosy
Tsy mba misy pentina, fa madio no nomeny
Fanadiovana ilay rà, tiany ianao ka vonjeny
Tena masina ilay rà, tsara sady mahavonjy
Ampy hanasana anao, vevqlouh noho izany matokia
Ref : Ry mpanota (mitsangana ianao)
Aza ela ( fa ny Tompo tia anao)
iqch Manantona(raiso ny atolony)
tononkira.serasera.org Ho vonjena(dia ilah ra tao kalvary)
Efa vita hatramin'ny ela ny fanavotana
Dia ilay rà efa rios nalatsaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika Mpanangana ny FanevaVangy : 37
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mpanangana01
Daty : 12/10/2026 20:56