Mbola misy ho anao (Tarika Mpanangana ny Faneva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola misy ho anao, ilay fyglcl rà tao kalvary
Mbola miandry Izy izao, miandry anao Jesosy

Tsy mba misy pentina, fa madio no nomeny
Fanadiovana ilay rà, tiany ianao ka vonjeny

Tena masina ilay rà, tsara sady mahavonjy
Ampy hanasana anao, noho izany matokia

Ref : Ry mpanota (mitsangana ianao)
         Aza ela ( fa ny Tompo tia anao)
        asbt  Manantona(raiso ny atolony)
         Ho vonjena(dia ilah ra tao kalvary)
mgxryvr    Efa vita hatramin'ny tononkira.serasera.org ela ny fanavotana
    Dia ilay rà efa nalatsaka

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tarika Mpanangana ny Faneva
Visites : 39
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mpanangana01
Date : 12/10/2026 20:56
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311