Mbola misy ho anao (Tarika Mpanangana ny Faneva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola misy ho anao, ilay rà tao kalvary
Mbola miandry Izy izao, miandry anao Jesosy

Tsy mba misy pentina, fa madio no nomeny
Fanadiovana ilay rà, tiany ianao ka vonjeny

Tena masina ilay rà, tsara sady mahavonjy
Ampy hanasana anao, noho izany matokia

Ref : tononkira.serasera.org Ry mpanota (mitsangana rzpdnsmz ianao)
         Aza ela ( fa ny Tompo xywaa tia anao)
         Manantona(raiso ny atolony)
        izeac  Ho vonjena(dia ilah ra tao kalvary)
    Efa vita hatramin'ny ela ny fanavotana
    Dia ilay rà efa nalatsaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tarika Mpanangana ny Faneva
Hits : 38
Likes : 0 Like
Created by : Mpanangana01
Date : 12/10/2026 20:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296