Jehovah tompon'ny maro (Tarika Mpanangana ny Faneva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rgxtdkkz Jehovah tompon'ny maro Andriamanitra ambony indrindra
Izy no tompon'ny hery Andriamanitra tsy azonao vazivaziana
Ilay nahary ny tany sy lanitra ny ranomasina koa
Izy ilay Ray be fitiavana izay tia antsika hatramin'ny taloha

Ny maro natoky Azy tafita ny ranomasina mena
Tena nandia tany maina voaaro ka ny fitafiany tsy lena
Ireo nanenjika kosa voasaron'ny ranomasina be
Maty tsy niarina intsony satria tsy nino rehefa nandre

Nirahiny ho ety tahhqcas ilay zanany lahy tokana
Porofom-pitiavana be, fanomezana iray tena miavaka
Izay rehetra mino Azy no hanana fiainana mandrakizay
Niakatra tononkira.serasera.org any andanitra Izy fa mbola hiverina indray

Ref : Deraina mwyricq (beso)
Derao, derao ny anarany
Fa ny famindrampony no mbola mamelona antsika ety
Hobio (beso)
Hobio, Hobio Andriamanitra
Ankazalao f'io no antsika ilay tokana be voninahitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Mpanangana ny Faneva
Vangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mpanangana01
Daty : 24/09/2026 19:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299