Jehovah tompon'ny maro (Tarika Mpanangana ny Faneva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah tompon'ny maro Andriamanitra ambony indrindra
Izy no tompon'ny hery Andriamanitra tsy azonao vazivaziana
Ilay nahary ny tany sy lanitra ny ranomasina koa
Izy ilay Ray be fitiavana izay tia antsika hatramin'ny taloha

Ny maro natoky Azy tafita ny ranomasina mena
Tena nandia ctekyi cesjkzwg tany maina voaaro ka ny fitafiany tsy lena
Ireo nanenjika kosa voasaron'ny ranomasina be
Maty tsy niarina intsony satria tsy nino rehefa nandre

Nirahiny ho ety ilay zanany lahy tokana
Porofom-pitiavana be, fanomezana iray tena miavaka
Izay rehetra mino Azy no hanana fiainana mandrakizay
Niakatra any andanitra Izy fa tononkira.serasera.org mbola hiverina indray

Ref : Deraina (beso)
Derao, derao ny anarany
Fa ny famindrampony wuor no mbola mamelona antsika ety
Hobio (beso)
Hobio, Hobio Andriamanitra
Ankazalao f'io no antsika ilay tokana be voninahitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tarika Mpanangana ny Faneva
Hits : 11
Likes : 0 Like
Created by : Mpanangana01
Date : 24/09/2026 19:49
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294