Jehovah tompon'ny maro (Tarika Mpanangana ny Faneva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah tompon'ny maro Andriamanitra ambony indrindra
Izy no tompon'ny hery Andriamanitra tsy azonao vazivaziana
Ilay nahary ny tany sy lanitra ny ranomasina koa
Izy ilay Ray be fitiavana izay tia antsika hatramin'ny taloha

Ny maro natoky Azy tafita ny ranomasina mena
Tena nandia tany maina voaaro ka tononkira.serasera.org ny fitafiany tsy lena
Ireo nanenjika kosa voasaron'ny ranomasina sozn be
Maty tsy niarina intsony satria tsy nino rehefa nandre

Nirahiny ho ety ilay zanany lahy tokana
Porofom-pitiavana be, fanomezana iray tena miavaka
Izay rehetra mino Azy no hanana fiainana mandrakizay
Niakatra any andanitra Izy fa mbola hiverina indray

Ref : Deraina hoiv famk (beso)
Derao, derao ny anarany
Fa ny famindrampony no mbola mamelona antsika ety
Hobio (beso)
Hobio, Hobio Andriamanitra
Ankazalao f'io no antsika ilay tokana be voninahitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tarika Mpanangana ny Faneva
Visites : 12
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mpanangana01
Date : 24/09/2026 19:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307