Mahereza (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ampy ho anao tokoaJesoa famonjena ho anao
Nanome ny fianan-tsambatra
Koa mifalia re izao. (2×)
Fiverenana: Mahereza, mivavaha
Mahareta ihany koa
Miambena aza manahy
F'eo akaikinao Jesoa
2. Ampy ho anao tokoa
Ry mpanompo tsara ianao
Fianana miaraka amin'ny Jesoa
Fandresena ho anao.
Fiverenana: Mahereza,mivavaha
. . . . . . . . . . . . . . . . . (2×)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVangy : 1625
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rukbat16
Daty : 18/01/2015 14:42