Ndao handihy (Taratra Hazavana Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isan’andro isan’andro ny vzdzgw Tompo Jesô, manome vahaolana
Tiako ianao handray ny anjara voatendry,handresy ny Olana
Ka inon’ indray ambarako aminy hoy ianao eee!
Omeo Voninahitra Izy Androany jfilgvya dia ho hitanao eeee!
REFRAIN;
Ndao handihy! ……. Hidera ny Tompo ô ô ô!
Ndao handihy……....Hankalaza ny anarany e!
Ndao handihy……....Omeo azy ny Voninahiny!
Ndao handihy……....Andao antsika e!
Ambonin’tany tsy mba azo hitarainana
Jesosy irery ihany no manome ny fiainana
Tany efitra ny fiainana eto tononkira.serasera.org ambonin’ny tany
Mamolavola anao yhlq ny fatsarana hatrany
Aminazy -matsaratsara – matsaratsara- matsaratsara za!
Aminazy -matsaratsara – matsaratsara zaaaaaa!!!
A/C...RANDRIANAIVO Lova

--------
Link:
Comments
Taratrahazavana17 ( 25/07/2025 10:32)
Taratra Hazavana Madagasikara -
Ndao handihy
A/C RANDRIANAIVO Lova
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Taratra Hazavana Madagasikara
Hits : 312
Likes : 0 Like
Created by : Taratrahazavana17
Date : 25/07/2025 10:31
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306