Aza ilaozanao (Taratra Hazavana Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ny fiainako indray Hoan’i Kristy!Tsy toy ny talo ny ankehitriny hanova izany dia
Tsy foinao ty namanao iray, Mahantra be fitia
Aza avelanao mangahiahy amizao! zao tontolo izao
Refrain ;
Fa a! a! na dia efa resy aho
Trotrakin’ny fahotako ooo!
Ho aiza re no aleha ra hilaozanao aho
Fa a! a! na dia efa resy aho
Trotrakin’ny fahotako ooo!
Ho aiza re no aleha ra hilaozanao aho ouh!
Nafoiko any fiainako taloha!
Efa tsy amizany tsony!
Toy ny hamalifaliko anao
Ny hiderako anao
Mbola ho tahinao anie!
Fa mbola ho lavitra ny dia
Rehefa any andanitra any
Tsisy ny tomany
“(Mahatsiaro sambatra aho jesosy fa manana anao!)”
A/C...RANDRIANAIVO Lova
--------
Lien:
Commentaires
Taratrahazavana17
(
25/07/2025 11:04)
Fiaraha-miasan'ny Taratra Hazavana Madagasikara
sy Mr Ritou
sy Mr Ritou
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Taratra Hazavana MadagasikaraVisites : 146
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Taratrahazavana17
Date : 25/07/2025 11:02
