Finoana tsy maintsy tafita (Taratra Hazavana Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ino manjo anao, na tononkira.serasera.org ino marary anao
Izao hafatra izao no ataovy ao aminao
Ho lazainy aminao izao ankehitriny zao
Ra hankatoavin-tsika ny Matio 8:6
Tsy maitsy ho tafita
(Refrain)
Fa lazaiko anao, Niany ity
Ra manampinoana, tsy maintsy ho tafita
Ho mpandresy hatrany!
Na inona ny ady eto antany
Ho mpandresy hatrany!
Na toa inona ny fiainanao any!
Ho mpandresy hatrany!
Na inona ny vhqamwmv ady eto antany
(Andininy 2)
Na mahatra, aok’izany
Na sqrd toa inona ny fiainanao any!
Matokia fa mbola ho tafita
Mbola hovain’Tompo izany rapitso
Ho mpandresy hatrany!
Na toa inona ny fiainanao nxtpw any!
Ho mpandresy hatrany!
Na inona ny ady eto antany
Izao hafatra izao no ataovy ao aminao
Ho lazainy aminao izao ankehitriny zao
Ra hankatoavin-tsika ny Matio 8:6
Tsy maitsy ho tafita
(Refrain)
Fa lazaiko anao, Niany ity
Ra manampinoana, tsy maintsy ho tafita
Ho mpandresy hatrany!
Na inona ny ady eto antany
Ho mpandresy hatrany!
Na toa inona ny fiainanao any!
Ho mpandresy hatrany!
Na inona ny vhqamwmv ady eto antany
(Andininy 2)
Na mahatra, aok’izany
Na sqrd toa inona ny fiainanao any!
Matokia fa mbola ho tafita
Mbola hovain’Tompo izany rapitso
Ho mpandresy hatrany!
Na toa inona ny fiainanao nxtpw any!
Ho mpandresy hatrany!
Na inona ny ady eto antany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Taratra Hazavana MadagasikaraVangy : 316
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Taratrahazavana17
Daty : 25/07/2025 08:31
