Ilay Tany Niaviako (Taratra Hazavana Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ieeeeheheee!
ouh!ôôôôôh
Tanana tsy foy tsy hadinoina hatrany
Na tsara nin'Olo fa ilay nihaviana hafa iany
Fa tsaroako hatrany, ireo kilalao fahiny
Toa nofy igyerbe izany ankehitriny.
REFRAIN;
Hisaorako Andriamanitra, Nohon'ireo Ray
aman-Reny
Tsy mety adinoko aby izy ireny
Vimbino sy tahio hatrany
Jesosy ô! ity taninay
Izany ilay nihavianay
Tompo ô flbgpjz ianao no hitantana
Na ino zava-miseho
Ny Ho avinay Tompo ô Jereo !!!
Ny olana sy sakana,
Fandrosoana tononkira.serasera.org fahombiazana
Ny Ho avinay Tompo ô Jereo
Vavaka: Andriamanitra ô, Tahio anie ity
Taninay ity, na dia tany bqxysexu fiavinay aza Jesosy
ô
Ny ho avinay rehetra, Ampetrako feno
ampelatananao
Misaotra Jesosy ô! Amen!
A/C: RANDRIANAIVO Lova
ouh!ôôôôôh
Tanana tsy foy tsy hadinoina hatrany
Na tsara nin'Olo fa ilay nihaviana hafa iany
Fa tsaroako hatrany, ireo kilalao fahiny
Toa nofy igyerbe izany ankehitriny.
REFRAIN;
Hisaorako Andriamanitra, Nohon'ireo Ray
aman-Reny
Tsy mety adinoko aby izy ireny
Vimbino sy tahio hatrany
Jesosy ô! ity taninay
Izany ilay nihavianay
Tompo ô flbgpjz ianao no hitantana
Na ino zava-miseho
Ny Ho avinay Tompo ô Jereo !!!
Ny olana sy sakana,
Fandrosoana tononkira.serasera.org fahombiazana
Ny Ho avinay Tompo ô Jereo
Vavaka: Andriamanitra ô, Tahio anie ity
Taninay ity, na dia tany bqxysexu fiavinay aza Jesosy
ô
Ny ho avinay rehetra, Ampetrako feno
ampelatananao
Misaotra Jesosy ô! Amen!
A/C: RANDRIANAIVO Lova
--------
Rohy:
Hevitra
Taratrahazavana17
(
25/07/2025 11:08)
Mba ho fahatsiarovana ny tany fiaviana
ary Mametraka fatsiarovana maro ny hira taka izao
ary Mametraka fatsiarovana maro ny hira taka izao
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Taratra Hazavana MadagasikaraVangy : 427
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Taratrahazavana17
Daty : 25/07/2025 11:06
