Miomàna (Taratra Hazavana Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandiniha ry Olombelogno ô!
Ka varea antsika iaby,
Fa rmlgy tsy fantatrao ny andro
izay hiavin’i Jeso
REFRAIN;
Tompo efa nanambara
Fa ho avy sy jwwb hitsara!
Andro araiky tsy nampoizigny
Miomana fa ctqh sao dia tara
Fa variagna hanompo sampy

Zagnahary atao tsy ampy
Ny devoly ange ka fetsy be
Ny hiafarany anie tononkira.serasera.org ka afobe,
A/C: RANDRIANAIVO Lova

--------
Rohy:
Hevitra
Taratrahazavana17 ( 25/07/2025 09:54)
Taratra Hazavana Madagasikara
Miomàna
A/C: RANDRIANAIVO Lova
Taratrahazavana17 ( 25/07/2025 09:56)
Taratra Hazavana Madagasikara
lohateny:Miomàna
A/C: RANDRIANAIVO Lova
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Taratra Hazavana Madagasikara
Vangy : 500
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Taratrahazavana17
Daty : 25/07/2025 09:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6344