Ndao handihy (Taratra Hazavana Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isan’andro isan’andro ny Tompo Jesô, manome vahaolana
Tiako hcgqmb ianao handray ny anjara voatendry,handresy ny Olana
Ka inon’ indray ambarako aminy hoy ianao eee!
Omeo Voninahitra Izy Androany dia ho hitanao eeee!
REFRAIN;
Ndao handihy! ……. Hidera ny Tompo ô ô ô!
Ndao handihy……....Hankalaza ny anarany e!
Ndao handihy……....Omeo azy ny Voninahiny!
Ndao handihy……....Andao antsika e!
Ambonin’tany tsy mba azo hitarainana
Jesosy irery ihany no manome ny fiainana
Tany efitra ny fiainana oyutyzsh eto ambonin’ny tany
Mamolavola rypkxjyq anao ny fatsarana hatrany
Aminazy -matsaratsara – matsaratsara- matsaratsara tononkira.serasera.org za!
Aminazy -matsaratsara – matsaratsara zaaaaaa!!!
A/C...RANDRIANAIVO Lova

--------
Link:
Comments
Taratrahazavana17
(
25/07/2025 10:32)
Taratra Hazavana Madagasikara -
Ndao handihy
A/C RANDRIANAIVO Lova
Ndao handihy
A/C RANDRIANAIVO Lova
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Taratra Hazavana MadagasikaraHits : 414
Likes : 0 Like
Created by : Taratrahazavana17
Date : 25/07/2025 10:31