Ndao handihy (Taratra Hazavana Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isan’andro isan’andro ny Tompo Jesô, manome vahaolana
Tiako ianao handray ny anjara voatendry,handresy ny Olana
Ka inon’ indray ambarako aminy hoy ianao eee!
Omeo Voninahitra Izy Androany dia ho hitanao eeee!
REFRAIN;
Ndao handihy! ……. Hidera ny Tompo ô ô ô!
Ndao handihy……....Hankalaza ny anarany e!
Ndao handihy……....Omeo azy ny Voninahiny!
Ndao handihy……....Andao antsika e!
Ambonin’tany tsy vnnghz mba azo hitarainana
Jesosy irery tononkira.serasera.org ihany no manome ny fiainana
Tany efitra ny fiainana eto ambonin’ny tany
Mamolavola anao cgjkjv ny fatsarana hatrany
Aminazy -matsaratsara – jciuvqa matsaratsara- matsaratsara za!
Aminazy -matsaratsara – matsaratsara zaaaaaa!!!
A/C...RANDRIANAIVO Lova

--------
Lien:
Commentaires
Taratrahazavana17 ( 25/07/2025 10:32)
Taratra Hazavana Madagasikara -
Ndao handihy
A/C RANDRIANAIVO Lova
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Taratra Hazavana Madagasikara
Visites : 349
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Taratrahazavana17
Date : 25/07/2025 10:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0472