Tsy ho Lany Mamy (Taratra Hazavana Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ftiavanao Tompo ô! No mampahery ahyNy fisedrana omenao tompo ô! No mampandroso ahy
Na ireo fankampanahy noreseko tsisy ahiahy
Ny afon’ny fanahinao no ato amiko
REFRAIN;
Izay tanjonao ihany no tanjoko
Izay lalanao ihany no hizorako
Na ho mafy na ho mora
Fa izaho tsy maintsy hijoro
Na lalina, na marivo koa,
ny rano ho diavina
Ianao Ilo hitarika ahy
Azoko antoka am-panahy
Fa ny fitiavanao tsy ho lany mamy mandrakizay
Adidinao tokoa izay rehetra momba ahy
Milamina avokoa, ny ady am-panahy
Na misy mandrahona aho
Hanagadra, hamono handatsa
Fantatro fa ianao no miady ho ahy
A/C: RANDRIANAIVO Lova
--------
Link:
Comments
Taratrahazavana17
(
25/07/2025 10:00)
Taratra Hazavana Madagasikara - Tsy ho Lany Mamy
A/C: RANDRIANAIVO Lova
Copyright: 04 Fevrier 2023
A/C: RANDRIANAIVO Lova
Copyright: 04 Fevrier 2023
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Taratra Hazavana MadagasikaraHits : 109
Likes : 0 Like
Created by : Taratrahazavana17
Date : 25/07/2025 09:59
