Dedicace (Taratra Hazavana Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dedicace hoanao iibvmtls e! Dedicace hoanao e!
Fifaliana ho ahy!
Izaho dia hifaly sy ravoravo ao aminao!
Izaho dia hidera sy hankalaza am-poko ao!
Famindram-po sy fahasalamana
natolotrao
Ny olana retra sy ny adalana nindesinao!
Ny fifohana rehetra sy fangejana, Narianay
Fijangajangana sy ny afokagna ataoko bye!
Bye!
REFRAIN;
Na ino hitranga, na ino hipoitra.
Tavela nijanona hatreo alo ny trosa
Ny dera sy laza ho anao re krxq ry Ray!
DEDICACE Jseosy ho mandrakizay!
Enao kbpfdcv zay vonona hanaradia
Avy tononkira.serasera.org amizay ,Fahasoavana sy famindrampo
Manaraka anay.
A/C: RANDRIANAIVO Lova

--------
Rohy:
Hevitra
Taratrahazavana17 ( 25/07/2025 11:23)
Ny hira “Dedicace ho anao” dia hira feno hafaliana sy fankasitrahana ho an’i Jesôsy Kristy, satria Izy no nahavonjy sy nanadio amin’ny ota, nahatonga fanafahana sy fiainana vaovao.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Taratra Hazavana Madagasikara
Vangy : 413
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Taratrahazavana17
Daty : 25/07/2025 11:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0368