Tiako izy (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavako anao tena hafa,Manjopiaka madio, tsy voafafa,
Nanandrana tsy te hahatsiaro anao aho fa tsy nety eh,
Tsy tsaroako intsony ireo lasa,
Fa ny hahasambatra anao no kinasa,
Tsy te hierika olon-kafa intsony hafa tsy ianao,
Mitoera eo anilako ianao,
Aza miala, avia ho fihiniko,
Fier aho fa manana anao,
Noho ianao dia nafoiko ny ditrako.
Vao misy manontany ana valiako hoe : "Tiako izy iny eh",
Tsy misy hoe ahoana sy ahoana hoy aho fa : "Tiako izy iny eh"
Tsy maintsy misy mpanaratsy modiantsika fanina tsy atao mahataitra,
Fitiavantsika mafy orina ho mamy foana, sanatria mafaitra.
Faly aho fa indro ianao ilay andry hiankinako oh oh oh,
Nipoitra ihany ilay hany malala hitoetra eto anilako oh,
Aza asiana ahiahy fa 'za'anie no ampinga hiaro anao,
TNy fitiavako anao tena hafa,
Manjopiaka madio, tsy voafafa,

Tsy misy mampiahiahy, Andriamanitra anie no hiaro antsika roa
Tsy misy mampiahiahy, Andriamanitra anie homba antsika roa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanjona RandrianariveloVangy : 119
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : cmbolatiana
Daty : 25/11/2025 10:49