Sarobidy (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany aho tsy hanome toky,
F'aleo ny fihetsiko no hilaza,
Hanambara aminao,
Izay ato am-poko ato,
Sy ireo tsy voalaza hatramin'izay,
Tsy hoe nangina hatramin'izay,
Fa mba te jmefmew haneho fitiavana miavaka aho,
Fa ireo sento sy tomany,
Tsy tiako handalo an-tavanao.
Na ilay teny hoe tiako ianao xkchzrpl tsy ampy ilazàna, ilay fitiavako anao,
Tafalatsaka loatra aho ka tsy afaka ny hiala,
Ianao no naha toy izao ahy,
Androany matwib aho tsy hanome toky,
F'aleo ny fihetsiko no hilaza,
Hanambara aminao,
Izay ato am-poko ato,
Sy ireo tsy voalaza hatramin'izay,
Hanambara aminao ireo tsy voalaza hatramin'izay
Fa tena tiako ianao, tena tiako,
Tsy misy teny afaka hamaritana azy,
Na ilay teny hoe tiako ianao tsy ampy ilazàna, ilay fitiavako anao,
Tafalatsaka loatra aho ka tononkira.serasera.org tsy afaka ny hiala,
Ianao no naha toy izao ahy,
Hifikitra mafy aminao malala 'za tsy hiala,
Fa sarobidy amiko ianao,
Fanomezana avy ao ambony misaotra Ray malala ah,
Fa nomenao ilay tena tiako aho.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanjona RandrianariveloVangy : 1572
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Natolotrniavo
Daty : 29/10/2024 02:07