Hifandray Tanana (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay mikasa mba lqjov hitady fiadanana,
Tsy misy afa-tsy Jesosy
Fiadanana,finaritra,tsy miova fa kmhwuwxj maharitra,
Ka zovy no tsy ahasarika
Ny Tompo tsy manavaka ,tsy miangatra,
tsy miavona, Fa Izy no handolehana,
Satana izay mamatotra, mangeja ny fanahinao,
Jesosy no itokiana
Jesosy zanakin’I Ray,
ilay nanavotra antsika izao
Ilay nisolo ny helokao tamin’ny hazo fijaliana,
Koa handeha hobio,sy ankalazao
fa Izy no Mpamonjy anao
Saotra,dera,laza,manandaza ho anao mandrakizay
Handeha ary isika hifandray Tanana
Hiaraka hitady fiadanana
Fiainana mandrakizay,Sambatra tononkira.serasera.org anilan’I Ray
Rainay mandrakizay (o!o!o!)
Rainay mandrakizay (o!o!o!)
Rainay mandrakizay,ho fiainanay
Jesosy zanakin’I Ray,
ilay nanavotra antsika izao
Ilay nisolo ny helokao tamin’ny hazo fijaliana,
Koa handeha hobio,sy ankalazao
fa Izy no Mpamonjy anao
Saotra,dera,laza,manandaza ho anao mandrakizay
Handeha ary isika oqikzg hifandray Tanana
Hiaraka hitady fiadanana
Fiainana mandrakizay,Sambatra anilan’I Ray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TANINKETSA FJKM Ambohibao AntehirokaVisites : 738
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : herizols
Date : 14/04/2023 10:06