Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hifandray Tanana (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay mikasa mba hitady fiadanana,
Tsy misy afa-tsy Jesosy
Fiadanana,finaritra,tsy miova fa maharitra,
Ka zovy no tsy ahasarika
Ny Tompo tsy manavaka ,tsy miangatra,
tsy xjidpeoh miavona, Fa Izy no handolehana,
Satana izay mamatotra, mangeja ny fanahinao,
Jesosy no itokiana
Jesosy zanakin’I Ray,
ilay nanavotra antsika izao
Ilay nisolo ny helokao tamin’ny hazo fijaliana,
Koa handeha hobio,sy ankalazao
fa Izy no Mpamonjy anao
Saotra,dera,laza,manandaza ho anao mandrakizay
Handeha ary isika hifandray Tanana
Hiaraka hitady fiadanana
Fiainana mandrakizay,Sambatra anilan’I Ray
Rainay mandrakizay (o!o!o!)
Rainay mandrakizay (o!o!o!)
Rainay mandrakizay,ho fiainanay
Jesosy zanakin’I Ray,
ilay nanavotra antsika izao
Ilay nisolo ny helokao tamin’ny hazo fijaliana,
Koa handeha exruaa hobio,sy ankalazao
fa Izy no Mpamonjy anao
Saotra,dera,laza,manandaza ho anao mandrakizay
Handeha tononkira.serasera.org ary isika hifandray Tanana
Hiaraka hitady fiadanana
Fiainana mandrakizay,Sambatra anilan’I Ray
Rainay mandrakizay ubyrpv (o!o!o!)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TANINKETSA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 795
Likes : 0 Like
Created by : herizols
Date : 14/04/2023 10:06