Tiako (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
na mamirifiry aza
mamirifiry ny hatsiaka
Tompo o ny foko aza
aza avela hangatsiaka
ho tia Anao mandrakizay
n'inon'inona re hanjo
hamaly antsonao tokoa ry Ray
ny fitiavako Anao no mvmoc nifoha
fa Hianao izay tononkira.serasera.org nolaviko
sy nataoko tsinontsinona
Hianao ihany no tadiaviko
tsy fantatro xxsiqg fa maninona
izao vao efa tena tsapako
fa Hianao irery Tompo soa
no mba hany tena iymsu havako
akaiky akaiky ny fo
o o o
fa tiako Hianao ry Tompoko
mamirifiry ny hatsiaka
Tompo o ny foko aza
aza avela hangatsiaka
ho tia Anao mandrakizay
n'inon'inona re hanjo
hamaly antsonao tokoa ry Ray
ny fitiavako Anao no mvmoc nifoha
fa Hianao izay tononkira.serasera.org nolaviko
sy nataoko tsinontsinona
Hianao ihany no tadiaviko
tsy fantatro xxsiqg fa maninona
izao vao efa tena tsapako
fa Hianao irery Tompo soa
no mba hany tena iymsu havako
akaiky akaiky ny fo
o o o
fa tiako Hianao ry Tompoko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINAVangy : 2816
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : toubiby
Daty : 31/12/2016 09:18
