Tiako (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
na mamirifiry aza
mamirifiry xlqass ny hatsiaka
Tompo o ny foko aza
aza avela hangatsiaka
ho tia Anao mandrakizay
n'inon'inona re hanjo
hamaly antsonao tokoa ry Ray
ny fitiavako Anao no nifoha
fa Hianao izay nolaviko
sy nataoko tsinontsinona
Hianao ihany no tadiaviko
tsy fantatro fa maninona
izao vao efa tena kernmq tsapako
fa Hianao irery Tompo soa
no mba hany tena havako
akaiky akaiky ny lptrgu fo
o o o
fa tiako tononkira.serasera.org Hianao ry Tompoko
mamirifiry xlqass ny hatsiaka
Tompo o ny foko aza
aza avela hangatsiaka
ho tia Anao mandrakizay
n'inon'inona re hanjo
hamaly antsonao tokoa ry Ray
ny fitiavako Anao no nifoha
fa Hianao izay nolaviko
sy nataoko tsinontsinona
Hianao ihany no tadiaviko
tsy fantatro fa maninona
izao vao efa tena kernmq tsapako
fa Hianao irery Tompo soa
no mba hany tena havako
akaiky akaiky ny lptrgu fo
o o o
fa tiako tononkira.serasera.org Hianao ry Tompoko
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINAVisites : 2815
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : toubiby
Date : 31/12/2016 09:18
