HIANAREO NO FAHAZAVANA (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)

1)hianareo no fahazavana
fahazavan'izao tontolo izao
rakotry ny fijaliana
safotry ny fahakiviana
jamban'ny tsy fahalalana

ref:
mijoroa, hanoro ny adidy izay tandrify
hiatrika ny marina
hiantra ireo mahantra
tsTsiky dia ampyy nandala ny fitiavan'i Jesoa
hiahy ny fanahy
tsy ho very fa hanan-kery
raiso ny asa fa Jeso homba anareo

2)koa tariho izy hanaolo-tena
ho an'i Jesoa fa tsy terana
ampianaro hanetri-tena
hikatsaka ny famonjena
hahazoana ilay fandresena

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA
Mpamaky : 711
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : toubiby
Tamin'ny : 24/09/2016 10:02:03
ID : 8859

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo