MPIVAHINY (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)
https://tononkira.serasera.org/hira/stk-anosivavaka-ambohimanarina/mpivahiny-1
1°)Mpivahiny ihany re aho no etompivahiny manam-podiana
mpavahiny ihany re ka misento
trotraky ny fahoriana
ref:
mbola lavitra re ry Raiko o
izato lalan-janakao
ka tohTsiky dia ampyano tsy hirona Raiko o
mba ho mendrika ny lapanao
2°)Tsy mba eto akory re no fonenako
na dia hoe nahabe ahy aza aty
ty tany ity aza o
tsy mba eto akory re no fonenako
fa ary ankoatra tsy hita ary