INTY AHO IRAHO AHO (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)

1) Ary nandre feo aho niantso hoe:
o iza no hirahiko
ary iza no andeha ho irako mba hamonjy ny oloko

ref:
inty aho inty aho Jesosy o
iraho aho iraho aho
inty aho inty aho Jesosy o
fa vonona hanompo Anao
ny baikonao sisa handrasako Tompo o
fa vonona aho izao
ho vonona handeha ho irakao ka
inty iraho aho jeso

2) Ho vavolombelona Tompo o
no tiakoa no tiako
ho vonona handeha ho irakao ka inty
iraho aho jeso

ANDRIAMALALA Rolland, hira nomena ny STK Anosivavaka
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/stk-anosivavaka-ambohimanarina/inty-aho-iraho-aho-1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA
Vangy : 2711
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : toubiby
Daty : 24/09/2016 10:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0658