mivavaha (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)

https://tononkira.serasera.org/hira/stk-anosivavaka-ambohimanarina/mivavaha-1

mivavaha hianao ka
aza mety sasatra ry nofidian'Andriamanitra
fa ny Ray tsitoha mihaino anao
mihaino fatratra izay maharitra
ny vavaka ny vavaka
taraina sy talaho
miloatra avy ao am-po
fa fetononkira.serasera.orgfika manjo
ny vavakao taraina
atao mandra-maraina
atao mandrakariva
na dia efa iva ny herinao
ny vavakao no hamaliana anao ka
hody valiny ihany ny talaho

hira nomen'i Dr Miharilaza ny STK Anosivavaka t@ taona 1980

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA
Mpamaky : 1261
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : toubiby
Tamin'ny : 24/09/2016 08:02:23
ID : 8858

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo