Tiako (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
na mamirifiry aza
mamirifiry ny hatsiaka
Tompo o ny foko aza
aza avela hangatsiaka
ho tia Anao mandrakizay
n'inon'inona re hanjo
hamaly antsonao tononkira.serasera.org tokoa cduo ry Ray
ny fitiavako Anao no nifoha
fa Hianao izay nolaviko
sy nataoko tsinontsinona
Hianao ihany no tadiaviko
tsy fantatro fa maninona
izao vao efa tena tsapako
fa Hianao eipep irery Tompo soa weot
no mba hany tena havako
akaiky akaiky ny fo
o o o
fa tiako Hianao ry Tompoko
mamirifiry ny hatsiaka
Tompo o ny foko aza
aza avela hangatsiaka
ho tia Anao mandrakizay
n'inon'inona re hanjo
hamaly antsonao tononkira.serasera.org tokoa cduo ry Ray
ny fitiavako Anao no nifoha
fa Hianao izay nolaviko
sy nataoko tsinontsinona
Hianao ihany no tadiaviko
tsy fantatro fa maninona
izao vao efa tena tsapako
fa Hianao eipep irery Tompo soa weot
no mba hany tena havako
akaiky akaiky ny fo
o o o
fa tiako Hianao ry Tompoko
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINAHits : 2724
Likes : 1 Like
Created by : toubiby
Date : 31/12/2016 09:18
