SENTOM-PANAHY (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)

Ry mpamantatra ny fo
ry mpandinika ny voa
fantatrao ny amiko
ny anton'ny hivelomako Jesosy o fantatrao
ny fo sy fisainako
ny tsiambarateloko
ny tolokom_piainako
ny fanonjan'ny alaheloko

fantatrao dia fantatrao
izay rehetra mitononkira.serasera.orgafina
ny tontolom-piainako

tebiteby ahiahy
ota maro sahisahy
no mangeja fanahy
mba henoy ny vavako aminao

ny ampitso sy ny anio
mba sasao ho voadio
ny tontolom-piainako
izay rehetra atolotrao
tsy laviko

Lucie RAHARISOA,hira nomena ny STK Anosivavaka

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA
Mpamaky : 805
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : toubiby
Tamin'ny : 24/09/2016 10:14:56
ID : 8862

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo