he ry mpanota (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)

1)he ry mpanota nanary fanahy o
tsisy ny vonjy antenaina intsony
mba te hibebaka nefa tsy sahy sao
tsisy ny vonjy antenaina intsony

ref:
ny marina anefa
eny e, tsy misy natao tsy ho faty anie
samy miandry ny anjarany rahatrizay
maty fa tsy mba nibebaka akory re
helotononkira.serasera.org no honenany mandrakizay

2)masina hono ireo izay milaza hoe
mino fa tsy mba nanota ny fony
tsara ny asa fanao ka dradraina hoe:
tsisy ilàna mibebaka intsony

3)tonga e ny Tompo hanome famon jena ka
tokana monja ny fetra ilainy
ireo izay mibebaka no hovonjena ka
misy ny tena mpanota fa tiany

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA
Mpamaky : 681
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : toubiby
Tamin'ny : 24/09/2016 10:00:52
ID : 8857

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo