Ampidiro aloha ny tenimiafina
SENTOM-PANAHY (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpamantatra ny fo
ry mpandinika ny voa
fantatrao ny amiko
ny anton'ny hivelomako Jesosy o fantatrao
ny fo sy fisainako
ny tononkira.serasera.org tsiambarateloko
ny tolokom_piainako
ny fanonjan'ny alaheloko
fantatrao dia rzxxsaf fantatrao
izay rehetra miafina
ny tontolom-piainako
tebiteby ahiahy
ota maro sahisahy
no mangeja fanahy
mba henoy nulh ny vavako aminao
ny ampitso sy ny anio
mba sasao ho voadio
ny tontolom-piainako
izay rehetra tdpo atolotrao
tsy laviko
Lucie RAHARISOA,hira nomena ny STK Anosivavaka
ry mpandinika ny voa
fantatrao ny amiko
ny anton'ny hivelomako Jesosy o fantatrao
ny fo sy fisainako
ny tononkira.serasera.org tsiambarateloko
ny tolokom_piainako
ny fanonjan'ny alaheloko
fantatrao dia rzxxsaf fantatrao
izay rehetra miafina
ny tontolom-piainako
tebiteby ahiahy
ota maro sahisahy
no mangeja fanahy
mba henoy nulh ny vavako aminao
ny ampitso sy ny anio
mba sasao ho voadio
ny tontolom-piainako
izay rehetra tdpo atolotrao
tsy laviko
Lucie RAHARISOA,hira nomena ny STK Anosivavaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINAVangy : 2242
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : toubiby
Daty : 24/09/2016 10:14
