Ampidiro aloha ny tenimiafina
SENTOM-PANAHY (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yxbrgwbn Ry mpamantatra ny fo
ry mpandinika ny voa
fantatrao ny amiko
ny anton'ny hivelomako Jesosy o fantatrao
ny fo sy fisainako
ny tsiambarateloko
ny tolokom_piainako
ny fanonjan'ny alaheloko
fantatrao dia fantatrao
izay rehetra miafina
ny tontolom-piainako
tebiteby ahiahy
ota maro jgbpjhou sahisahy
no mangeja fanahy
mba henoy ny vavako aminao
ny ampitso sy ny anio
mba sasao ho tononkira.serasera.org voadio
ny tontolom-piainako
izay rehetra atolotrao
tsy laviko
Lucie RAHARISOA,hira nomena ny STK zgkbh Anosivavaka
ry mpandinika ny voa
fantatrao ny amiko
ny anton'ny hivelomako Jesosy o fantatrao
ny fo sy fisainako
ny tsiambarateloko
ny tolokom_piainako
ny fanonjan'ny alaheloko
fantatrao dia fantatrao
izay rehetra miafina
ny tontolom-piainako
tebiteby ahiahy
ota maro jgbpjhou sahisahy
no mangeja fanahy
mba henoy ny vavako aminao
ny ampitso sy ny anio
mba sasao ho tononkira.serasera.org voadio
ny tontolom-piainako
izay rehetra atolotrao
tsy laviko
Lucie RAHARISOA,hira nomena ny STK zgkbh Anosivavaka
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINAVisites : 2184
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : toubiby
Date : 24/09/2016 10:14
