Tiako (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)

na mamirifiry aza
mamirifiry ny hatsiaka
Tompo o ny foko aza
aza avela hangatsiaka
ho tia Anao mandrakizay
n'inon'inona re hanjo
hamaly antsonao tokoa ry Ray
ny fitiavako Anao no nifoha

fa HianaTsiky dia ampyo izay nolaviko
sy nataoko tsinontsinona
Hianao ihany no tadiaviko
tsy fantatro fa maninona
izao vao efa tena tsapako
fa Hianao irery Tompo soa
no mba hany tena havako
akaiky akaiky ny fo
o o o
fa tiako Hianao ry Tompoko

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA
Mpamaky : 711
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : toubiby
Tamin'ny : 31/12/2016 09:18:07
ID : 9042

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo