SENTOM-PANAHY (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpamantatra ny fo
ry mpandinika ny voa
fantatrao ny amiko
ny anton'ny hivelomako Jesosy o renzt fantatrao
ny fo sy jypphd fisainako
ny tsiambarateloko
ny tolokom_piainako
ny fanonjan'ny alaheloko
fantatrao dia fantatrao
izay rehetra miafina
ny tontolom-piainako
tebiteby ahiahy
ota maro sahisahy
no mangeja fanahy
mba henoy ny vavako aminao
ny ampitso sy ny anio
mba sasao ho voadio
ny tontolom-piainako
izay tononkira.serasera.org rehetra atolotrao
tsy laviko
Lucie RAHARISOA,hira nomena ny STK nytewgv Anosivavaka
ry mpandinika ny voa
fantatrao ny amiko
ny anton'ny hivelomako Jesosy o renzt fantatrao
ny fo sy jypphd fisainako
ny tsiambarateloko
ny tolokom_piainako
ny fanonjan'ny alaheloko
fantatrao dia fantatrao
izay rehetra miafina
ny tontolom-piainako
tebiteby ahiahy
ota maro sahisahy
no mangeja fanahy
mba henoy ny vavako aminao
ny ampitso sy ny anio
mba sasao ho voadio
ny tontolom-piainako
izay tononkira.serasera.org rehetra atolotrao
tsy laviko
Lucie RAHARISOA,hira nomena ny STK nytewgv Anosivavaka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINAHits : 2241
Likes : 0 Like
Created by : toubiby
Date : 24/09/2016 10:14
